Entrée misazoka (sazoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misazoka
nisazoka
hisazoka
misazoha

Mis à jour le 2020/07/31