Entrée miseho (seho)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
¶ Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
¶ Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
¶ Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [Rajemisa 1985]
 mitranga araka ny hita maso [SLP 1986]
Définition française apparaître [SLP 1986]
Morphologie 
miseho
niseho
hiseho
misehoa
Citations 

2012/09/17