Entrée misingotra (singotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro
¶ Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka
¶ Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misingotra
nisingotra
hisingotra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31