Entrée misintaka (sintaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanosy] miala, mandao [Rakotosaona 1972]
 Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misintaka
nisintaka
hisintaka
misintaha
Citations 

2010/05/14