Entrée misionera
Partie du discours nom
Explications en malgache Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1]
Exemples Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Origine Français: missionaire.

Mis à jour le 2020/07/31