|
|
|
|

Entrée1  misisika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sisika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita
Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany
Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot misisika

Mis à jour le 2025/08/10