Entrée | 1 misokà ka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe 4 [1.13] misokatra kely |
Explications en français |
5 [1.3#617] être disjoint, entr'ouvert, béant, niais 6 [1.13] entrebâiller |
Radical | 7 sok |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 mikasoka, misokà ka, misokaka |
Mis à jour le 2025/08/06 |
![]() |