Entrée misoko (soko)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dianangala-boankazo
¶ Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita
¶ Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [Rajemisa 1985]
Morphologie  
misoko
nisoko
hisoko
misokoa

Entrée misoko
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mandeha mora mba hisambotra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06