|
|
|
|

Entrée1 misolafaka
Radical  2solafaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy.
5Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana. [1.1]
Explications en anglais  6to slip. [1.7]
Explications en français  7glisser. [1.8]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12