Entrée misompatra (sompatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
Explications en anglais To do wanton damage [1.7]
Explications en français Saboter, détruire par vandalisme [1.8]
 Voir manompatra [1.6]
Exemples 
1Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606]
2Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296]
Morphologie 
Présent : misompatra
Passé : nisompatra
Futur : hisompatra
Impératif : misompara
Synonymes manompatra
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20