|
|
|
|

Entrée1  mitafotafo
Radical  2 tafotafo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Feno hatramin' ny molony
5 Be dia be:
6 Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Explications en anglais  7 to be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Explications en français  8 être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Exemples  9  Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Anagrammes  10 mifotafota, mifotafotà, 11 mitafotafo, 12 mitofatofa

Mis à jour le 2025/11/13