| Entrée | 1 mitambezo | 
| Radical | 2 tambezo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |