Entrée mitampify (tampify)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro
¶ Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany
¶ Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to press against a wall, etc. [Richardson 1885]
 to press close [Hallanger 1973]
Définition française se blottir contre [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitampify
nitampify
hitampify
mitampifia

2012/09/22