| Entrée | 1 mitandro |
| Radical | 2 tandro |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be careful with things
[1.7] |
| Explications en français |
6 faire attention à être attentif à
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 tsy mitandro hasasarana |
| Anagrammes | 12 mandotry, mitandro, 13 mitondra, mitondrà, 14 tandrimo |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|