| Entrée | 1 mitango |
| Radical | 2 tango |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
5 Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [1.1] 6 mioty, mitsongo [Bezanozano] [1.78] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 mangôty, 14 mitango |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|