Entrée mitangy (tangy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
   Mikarama, mandray vola na fanomezana mba hanekena hiray amin' olona [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitangy
nitangy
hitangy

2010/05/14