Entrée | 1 mitarozaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tarozaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany |
Explications en anglais |
8 [1.2] to hang down, to hangout |
Explications en français |
9 [1.3] être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps |
Autres orthographes | 10 mitarozika |
Anagrammes | 11 mikaozatra, mitarazoka, mitarozaka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |