Entrée mitefitra (tefitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mieboebo, mihambohambo, miana-kendry na dia amin' ny zava-tsy hay aza [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitefitra
nitefitra
hitefitra

Mis à jour le 2010/05/14