Entrée mitevy (tevy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mikapa hazo [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [Rakotosaona 1972]
   Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitevy
nitevy
hitevy
mitevea
Citations  

Mis à jour le 2013/05/21