|
|
|
|

Entrée1  mitokan-trano
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mitokana, trano
Explications en malgache  4  [1.1] mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony
Exemples  5  [2.48] Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana;

Anagrammes  6  mikaton-trano, mitokan-trano

Mis à jour le 2025/06/28