Entrée (1/2) | 1 mitoky |
Radical | 2 toky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1] |
Explications en français |
5 avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3] |
Exemples |
6 Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any;
[2.48]
|
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mitoky |
Radical | 12 toky |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 maminany (ombiasa) [Tambahoaka]
[1.78] 15 Mamosavy, mamorika [1.1] |
Explications en français |
16 ensorceler [1.3] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 21 kômitỳ, 22 mikito, 23 mitoky |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |