|
|
|
|

Entrée1  mitoreo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  toreo
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1#734] Manao feo mitaraindraina, mampahonena
Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao
Explications en anglais  9  [1.2#667] to chirp. Used only of birds
Explications en français  10  [1.3#731] gazouiller
demander avec insistance, de manière à exciter la compassion

Mis à jour le 2025/08/02