| Entrée | 1 mitotototo |
| Radical | 2 totototo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 mitotototo foana |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|