Entrée mitozo (tozo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitozo
nitozo
hitozo
mitozoa

Entrée mitozo
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanosy] mitsahatra [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/05/06