Entrée mitrahotraho ny ranomaso (trahotraho, rano, maso)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [Rajemisa 1985]
Synonymes manganohano ny ranomaso ~ mihandrohandro ny ranomaso

2013/10/26