Entrée mitrifantrifana (trifantrifana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitrifantrifana
nitrifantrifana
hitrifantrifana
Synonymes mitrifana

Mis à jour le 2010/05/06