|
|
|
|

Entrée1  mitrikitriky
Radical  2 trikitriky
Partie du discours  3  verbe actif
Allégation  4 akoravato
5 miranirany
6 ranirany
7 tsirikarika [2.895#]
Exemples  8  Eny, ry Tovoson, ao ny vadin' ialahy mbola tsy novonoiko, mbola tsy notaperiko ny ainy, mbola tiako haseho an' ialahy farany ny taolany mitrikitriky, tahaka ny fitrikitrikin' ny taolan'ilay nalevin'ialahy velona fahiny. [2.895#]

Mis à jour le 2025/11/13