Entrée mitroka (troka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misintona amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Mitroka alkaola izy rahefa voan' ny sery [Rajemisa 1985]
 mitsentsitra [SLP 1986]
Définition française absorber [SLP 1986]
Morphologie 
mitroka
nitroka
hitroka
mitroha
Synonymes misesitra

2012/09/24