Entrée mitsako dilana (tsako, dilana)
Partie du discours locution
Définition malgache manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [Rajemisa 1985]
Synonymes mitsapodilana

Mis à jour le 2020/07/31