| Entrée | 1 mitsapaka |
| Radical | 2 tsapaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 9 mitsapaka, 10 tampisaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|