Entrée mitsentsitra (tsentsitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitroka ranon-javatra amin' ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra: Nitsentsitra voasary laoranjy ny marary [Rajemisa 1985]
Définition française sucer, aspirer avec la bouche
¶ figuré: baiser [Abinal 1888]
Morphologie 
mitsentsitra
nitsentsitra
hitsentsitra
mitsentsefa

Entrée mitsentsitra (tsentsitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache mihinana ny hatsembohana sy ny haren'ny hafa [SLP 1986]
Définition française exploiter [SLP 1986]

2012/09/25