|
|
|
|

Entrée1  mitsetaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsetaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita
Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony

Mis à jour le 2025/07/29