|
|
|
|

Entrée1  mitsilopilopy
Radical  2 tsilopilopy
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4 Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika
5 (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12