Entrée mitsingerina (tsingerina (herina))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin' ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin' ny fahaleovantena [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsingerina
nitsingerina
hitsingerina
mitsingerèna

2013/05/29