|
|
|
|

Entrée1  mitsingoloka
Radical  2 tsingoloka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
5 Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
6 Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
7 Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1]
8 mivadika ka ny loha no ambany
9 mila vaniny [1.13]
Explications en français  10 culbuter, inverser
11 pinailler [1.13]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17