Entrée mitsioka (tsioka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitsioka
nitsioka
hitsioka

Entrée mitsioka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara] mitsoka [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mitsoka anjombona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06