Entrée mitsipaka (tsipaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely
¶ Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka
¶ Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo
¶ Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsipaka
nitsipaka
hitsipaka
mitsipaha
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/05/14