| Entrée | 1 mitsiratsiraka |
| Radical | 2 tsiratsiraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1] |
| Explications en français |
5 avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 mitsiraka |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|