| Entrée | 1 mitsitra |
| Radical | 2 tsitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
5 Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|