Entrée mitsoaka (tsoaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
¶ Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
¶ Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket [Hallanger 1973]
Définition française se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitsoaka
nitsoaka
hitsoaka
mitsoaha
Mots composés, titres, noms 

Entrée mitsoaka (tsoaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] mandova, mandimby [Rakotosaona 1972]

2013/05/29