Entrée mitsoboka (tsoboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
¶ Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsoboka
nitsoboka
hitsoboka
mitsoboha
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14