Entrée mivadiditra (vadiditra (diditra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin' ny ranjony ny bibilava
¶ misy dian-tsorakazo nikapohana na tady nifatorana: Nivadiditra ny ranjony tamin' ny kapoka nataon-drenikeliny azy [Rajemisa 1985]
Définition française être entortillé, enlacé tout autour, comme une liane autour d’un arbre ; porter les traces de la corde, du fouet, des liens [Abinal 1888]
Morphologie 
mivadiditra
nivadiditra
hivadiditra
mivadidira

2015/10/27