Entrée mivalombalona (valombalona (valona))
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona [Rajemisa 1985]
 miendrika onja madinika [SLP 1986]
Traduction française ondulé [SLP 1986]
Morphologie 
mivalombalona
nivalombalona
hivalombalona

Mis à jour le 2020/07/31