Entrée mivantotra (vantotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taimoro] mitovo, manao toetran'ny tsy manambady [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] tsy manambady, tokantena: mivantotra tsy mba maty rafoja (mpitovo tsy mba maty rafozana) [Rakotosaona 1972]
Mots composés, titres, noms  

2012/04/01