Entrée mivaona (vaona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany
¶ Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to warp; to turn aside from the mark [Hallanger 1973]
Définition française être tordu; se détourner, rater la cible [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivaona
nivaona
hivaona
Citations 

2012/09/25