|
|
|
|

Entrée1  mivarotra ambongadiny
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mivarotra, ambongadiny
Explications en malgache  4  [1.1] tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony

Mis à jour le 2025/07/29