Entrée mivena (vena)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
¶ Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mivena
nivena
hivena

Entrée mivena
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mievina [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2010/05/06