|
|
|
|

Entrée1  miveraka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  veraka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy!
Explications en français  8  [1.196] s'ouvrir (en parlant des fruits)

Anagrammes  9  miravake, miveraka

Mis à jour le 2025/07/29