| Entrée | 1 miveravera |
| Partie du discours | 2 verbe actif |
| Radical | 3 veravera |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 [1.1] Mitsikera, mivohavoha (akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy! |
| Anagrammes | 8 iveraveram, miveravera, veraveraim |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|