Entrée mividy (vidy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to buy [Hallanger 1973]
Traduction française   acheter [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Exemples   Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy. [Andraina: I Vola, page 7]
Vocabulaire  
Morphologie  
mividy
nividy
hividy
mividiana
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2012/09/25